Teny iditra | ![]() |
voivoy (voy) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Vezivezy, fandehanana atsỳ arỳ [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | rambling, going to and fro [Hallanger 1973] | |
Famaritana frantsay | action de passer et repasser [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |
allée et venue, action d'aller ça et là, de flotter au gré du vent et du courant [Abinal 1888] | ||
Voambolana | Hetsika | |
Sampanteny | amoivoizana, avoivoy, famoivoy, famoivoizana, fifamoivoy, fivoivoy, fivoivoizana, ivoivoizana, mahavoivoy, mamoivoy, mifamoivoy, mivoivoy, mpamoivoy, mpivoivoy, tafavoivoy | |
Nohavaozina tamin' ny 2014/10/23 |
![]() |