Teny iditra vokoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina
¶ Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bent over, stooped [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay courbé, voûté [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra vokoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fivohitry ny hazon-damosina [SLP 1986]
Famaritana frantsay cyphose [SLP 1986]
Voambolana 

2013/08/04