Teny iditra vokovoko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the figure X; a cross [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay croix, forme de la lettre X [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay croix [SLP 1986]
Mpanahaka  vokovoko misompirana
Ohatra 
1Manatòna ny vokovoko mena. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [Dahle: Angano]
3Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [Rabemolaly: Fary]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31