Teny iditra voky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Filled, satiated, satisfied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
 Qui en a assez
Comblé de richesses [1.3]
Ohatra 
1mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
2Homàna fa izahay efa voky. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : voky
Filaza mandidy : vokisa
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23