Teny iditra volambita
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogostra [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] volana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka, Tanosy] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/02/23