Teny iditra | volamena | ||||||
Singan-teny | vola ; mena | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. tsy hihiratra: tsy saro-pantarina fa miavaka eny ihany ny zava-tsoa sy saro-bidy na dia very amin'ny toerana tsy mendrika ary aza. [1.1] | ||||||
Karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Gold [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] Or. Associé au monde du ciel [1.6] | ||||||
Or [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||
Or (métal) [1.5] | |||||||
Marika iraisam-pirenena | Au [3.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Simia | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Fisokajiana miherina | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny volamena io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) | ||||||
Fivaditsoratra | valomena, volamena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |