Teny iditra volana hitsahina
Singan-teny volana ; hitsahina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny volana iray efa nidirana eo amin' ny fotoana itenenana; ny volana diavina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31