Teny iditra volan-kankafotra (volana, kankafotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny na zavatra toy ny teo aloha ihany tsy misy fiovany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy monotonous repetitious speech [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay répétition monotone et ennuyeuse (comme le coucou) [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31