Teny iditra volany
Sokajin-teny anarana vola sy mpisolo
Ohatra 
1Bokikely izay no fitahirizan'izy mivady ny volany [2.470]
2Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo! [2.472]

Teny iditra volany
Sokajin-teny anarana volana sy mpisolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31