Teny iditra volavita
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza omby misy sorany manokana (m [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ohatra   Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [Andraina: Mitaraina]
ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [Callet: Tantara]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   Soratr'omby
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/13