Teny iditra volavola (vola)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cooked rice made into a ball for a journey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8]
Sampanteny 
 
Mpanahaka  vinavina

Teny iditra volavola (vola)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Projet; conception [1.13]
Ohatra Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320]
Zanakanarana Volavolan-dalampanorenana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31