Teny iditra vole
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] volena [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vole
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [fr. volley] Lalao fanatanjahan-tenamisy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin' ny tady iray mivelatra [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: volley.

2010/08/26