Teny iditra volkano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. volcan] Tendrombohitra mivoaka riakan' afo mahamay avy any ankibon' ny tany; afotroa [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra afotroa ~ volokano
Ny fihaviany Frantsay: volcan.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31