Teny iditra vololon-dravina (vololona, ravina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny ravina mitsimoka sy vao mipoitra amin' ny akondro
¶ enti-milaza ny endrika malandilandy sy malemilemy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Bourgeon terminal du Bananier
¶ jeunes pousses comestibles de la canne à sucre, de certains maïs, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Atsy andrefana atsy re lahy hoy izy misy vololondravina roa mifanintona mifalia mahaiza miforitra ry zandry fa raha manantiana manova fa aza ny havana no asian-dratsy [Fox: Hainteny]

2019/09/06