Teny iditra volombatolalaka
Singan-teny volo ; vatolalaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volondavenona tanora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A greyish color [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couleur grisâtre [1.8]
 Gris [1.13]
 « couleur des graines de vatolalaka », c'est-à-dire d'un gris bleuâtre [1.196]
Ohatra Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08