Teny iditra volombava (volo, vava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
¶ Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a beard, a moustache [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay barbe, moustache [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31