Teny iditra volombitsika (volo, vitsika)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   teny ilazana ny loko mavo mena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [ volom-bitsika ] couleur de fourmi. Ce qui est brun [Veyrières 1913]
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2016/04/24