Teny iditra volomparasy (volo, parasy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy loko manja mena; loko na volon-javatra mitovy amin' ny an' ny vonim-boahirana na tatamo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a purple color [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay violet [Hallanger 1974, SLP 1986]
 pourpre [Hallanger 1974]
 couleur de puce. Ce qui est violet [Veyrières 1913]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31