Teny iditra volondavenona (volo, lavenona)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Loko manja tanora toy ny an' ny lavenona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   gris foncé [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

2011/12/25