Teny iditra volonkotona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' ahidrano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a water plant. Hydrotriche hottoniiflora, Zucc., and perhaps one or two other water plants [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   espèce d'algue. Hydrotriche hottoniiflora, Zucc. [Abinal 1888]
Ohatra   Ny lainga toy ny volonkotona
mamahatra ambany rano ka mora tapaka
[Fox: Hainteny, laharana 263]
Anarana siantifika   Hydrotriche hottoniiflora
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/12