Teny iditra volontany (volo, tany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Loko mifandraika amin' ny volon' ny tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   earth-color, brown, khaki [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   couleur kaki [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   kaki [SLP: Voambolana]
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko

Teny iditra volontany (volo, tany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fomban-tany; fomba amam-panao amin' ny tany iray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   les moeurs, les us et coutumes d'un pays [Abinal 1888]

Teny iditra volontany (volo, tany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ahitra kely [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [ volon-tany ] nom d'une petite herbe
¶ ce qui couvre la terre, comme l'herbe [Abinal 1888]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/13