Teny iditra vom-pisaka
Singan-teny vona ; fisàka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fibango volo [1.1]
 Randram-bolo somary hafahafa fa randra nina malakolako ny volo, dia zairina boribory fisaka, an dia mipetapetaka tsy manendrika loatra [2.436]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/09