Teny iditra vonim-boahirana (vony, voahirana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Voambolana 
Ohatra 
1tsy misy ivoasana amin’ny vonimboahirana [Rapatsalahy: Kintana, takila 4]
2Ary izy mitondra vonimboahirana atao hoe vony tsy azo n' afo, tohiziny ny tsontsoraka, famantarana ny mpinona; [Callet: Tantara, takila 416]

2017/03/06