Teny iditra vonjena (vonjy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: [...]
¶ Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny D [...]
¶ Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary na [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste [Hallanger 1974]
Ny bikany  
vonjena
vonjeko
vonjenao
vonjeny
vonjentsika
vonjenay
vonjenareo
vonjen'
vonjen-
vonjem-
vonje-
novonjena
novonjeko
novonjenao
novonjeny
novonjentsika
novonjenay
novonjenareo
novonjen'
novonjen-
novonjem-
novonje-
hovonjena
hovonjeko
hovonjenao
hovonjeny
hovonjentsika
hovonjenay
hovonjenareo
hovonjen'
hovonjen-
hovonjem-
hovonje-
vonjeo
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/10