Teny iditra vonjeo (vonjy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao vonjena [fitanisana]
Ohatra 
1Vonjeo haingana irý zaza irý fa nianjera [Hallanger 1974]
2Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31