Teny iditra vonjy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampia [...]
¶ Famonjena kely na fahafaham-po kely mial [...]
¶ Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   help, rescue, salvation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aide, secours, salut [Hallanger 1974]
Ohatra   Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [Andraina: Mitaraina, takila 75]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/05