Teny iditra vono
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famelezana, fikapohana: Matim-bono an [...]
¶ Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: [...]
¶ Fitsofana ny jiro
¶ Fikosehana ny soratra tsy ho hita [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   killing; murder [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [Abinal 1888]
   tuerie, meurtre [Hallanger 1974]
Ohatra   Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [Rajohanesa: Kintana]
Sampanteny  
Ny bikany  
vono
vonoko
vononao
vonony
vonontsika
vononay
vononareo
vonon'
vonon-
vonom-
-bono
-bonoko
-bononao
-bonony
-bonontsika
-bononay
-bononareo
-bonon'
-bonon-
-bonom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra vôño
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   mampifanaraka, mampitovy [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/01