Teny iditra vonona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra [...]
¶ Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonon [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   ready; available, at hand [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prêt [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   préparé, complet, disposé [Abinal 1888]
   disponible [Hallanger 1974]
Ohatra   vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt) [Abinal 1888, takila 858]
vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [Abinal 1888, takila 858]
vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [Abinal 1888, takila 858]
vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [Abinal 1888, takila 858]
Sampanteny  
Ny bikany  
vonona
vonon'
vonon-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/09