Teny iditra vononina (vonona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be made ready, to be made available [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on prépare, qu'on rend disponible [Hallanger 1974]
Ny bikany  
vononina
vononiko
vononinao
vononiny
vononintsika
vononinay
vononinareo
vononin'
vononin-
vononim-
vononi-
novononina
novononiko
novononinao
novononiny
novononintsika
novononinay
novononinareo
novononin'
novononin-
novononim-
novononi-
hovononina
hovononiko
hovononinao
hovononiny
hovononintsika
hovononinay
hovononinareo
hovononin'
hovononin-
hovononim-
hovononi-
vonony

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/10