Teny iditra vontom-bintana
Singan-teny vontona ; vintana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17