Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana laharan-tsikidy iray [1.1]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby mitovitovy amin' ny fosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Furet [1.54]
 Galidie élégante (Galidia elegans): salana [4.22]
 Galidie concolore (Salanoia concolor) [4.22]
Anarana siantifika Galidia elegans, Salanoia concolor
Voambolana 
Mpanahaka  vontsira fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31