Teny iditra vony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
   taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a flower [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   fleur [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Endriteny  
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny vony ity (1): Ankilimivony

Teny iditra vony
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   yellow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   couleur jaune [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   vonivony
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko

Teny iditra voñy
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tambahoaka] fierena [Rakotosaona 1972]

2013/10/13