Teny iditra vony arifomba (vony, arifomba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy voninkazo misy ravim-bony, felam-bony, lahim-bony sy vavim-bony [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay fleur complète [SLP 1986]
Mpitovy hevitra voninkazo tomombana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31