Teny iditra voraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de manifester sa pensée, ce qu'on a dans le cœur [Abinal 1888]

Teny iditra voraka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko
¶ miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay désagrégation, dissolution, action de détacher, de délier, de tirer de, de mettre au jour [Abinal 1888]
Sampanteny 
Endriteny 
voraka
vorako
vorakao
vorany
voratsika
vorakay
vorakareo
vorak'
vora-
voraka
vorako
vorakao
vorany
voratsika
vorakay
vorakareo
vorak'
vora-
ho voraka
ho vorako
ho vorakao
ho vorany
ho voratsika
ho vorakay
ho vorakareo
ho vorak'
ho vora-

Teny iditra voraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] lainga [Rakotosaona 1972]

2017/05/19