Teny iditra voretra (retra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy dirty, untidy; inactive, clumsy [Richardson 1885]
 dirty, untidy; clumsy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay malpropre, sale; lourd, paresseux, indolent [Abinal 1888]
 sale; en désordre; débraillé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kalaina ~ kisinina ~ vorery ~ tongovorery ~ tsy mahava-tena ~ benamboka ~ betsinamboka ~ vazina ~ misavoritaka ~ mikorontana ~ mikondendina ~ mikondendy ~ misafotofoto ~ misampotina ~ mikoretika ~ misavorovoro ~ mikorandendina ~ misaritaka ~ misafotaka ~ mitavona ~ misomotaka ~ safotetaka
Teny nalaina 

2011/12/15