Teny iditra vorika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mosavy mahafaty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Sortilège réputé mortel [1.196]
Ohatra 
1Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4]
2Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31