Teny iditra vorivorinkena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy omasum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Voambolana 
Mpitovy hevitra vorivoriny
Mpanahaka  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31