Teny iditra voro-kitsay
Singan-teny vorotra ; kitsay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tapa-damba tonta sady maloto no rovitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tattered clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Haillons [1.8]
Ohatra Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra? [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26