Teny iditra voromanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny entina ilazana olona tiana: Raha tsy tian' ny hafa aza, ravoromangako kosa ! [Rajemisa 1985]

Teny iditra voromanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] voromahailala [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra voromamanga

2010/05/06