Teny iditra vorombato (vorona, vato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay espèce de tiercelet [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Glareola ocularis
Teny mitovy hevitra viko-viko
Teny nalaina 

2015/01/24