Teny iditra vorombetsifihinana (vorona, be, tsy, fihina)
Sokajin-teny anarana
Teny mitovy hevitra vorompatrana
Ohatra Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [Randriamamonjy: Tantara, takila 12]

Nohavaozina tamin' ny 2020/05/14