Teny iditra vorombola (vorona, vola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay peacock [Tsimbazaza ]
 paon [Rajemisa: Vakoka, Tsimbazaza ]
Voambolana 
Anarana siantifika Pavo cristatus
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31