Teny iditra vorompotsy (vorona, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona fotsy, iray fianakaviana amin' ny vano, mivelona eny amin' ny hotsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the white egret [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aigrette [Rajemisa: Vakoka]
  [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay le héron garde-boeufs (Bubulcus ibis ibis) [Tsimbazaza ]
Ohatra Ny vorompotsy tsy mandao omby
ny fandiafasika tsy diso fitana
[Fox: Hainteny, laharana 269]
Voambolana 
Anarana siantifika Bubulcus ibis ibis
Fitovian-keviteny kilandy ~ rainibao
Teny nalaina 
Sary 

2013/08/05