Teny iditra vorona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bird, esp. waterfowl [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay oiseau [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[Fox: Hainteny, laharana 89]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vorona ity (1): Amborompotsy

2013/11/05