Teny iditra vorona mindram-bolo
Singan-teny vorona ; mindrana ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23