Teny iditra vory
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao
¶ Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy collected [Abinal 1888, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay assembled, gathered together [Abinal 1888]
Famaritana anglisy gathered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rassemblé [Abinal 1888]
 ramassé, réuni [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
vory
voriko
vorinao
voriny
vorintsika
vorinay
vorinareo
vorin'
vorin-
vorim-
vory
voriko
vorinao
voriny
vorintsika
vorinay
vorinareo
vorin'
vorin-
vorim-
ho vory
ho voriko
ho vorinao
ho voriny
ho vorintsika
ho vorinay
ho vorinareo
ho vorin'
ho vorin-
ho vorim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vory ity (5)
Analavory
  Andranovoribe
  Andranovory
  Ankilimivory
  Vatovory
 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy round, circular, globular, obstinate, stubborn
¶ figuratively: obstinate, stubborn [Richardson 1885]
Famaritana frantsay circulaire, rond, ovale [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manao faribolana: Tsipika vorivory [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vorivory
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vory ity (0)

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy froth, foam [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay écume, mousse [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 bave écumante [Abinal 1888]
 bave [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/09/05