Teny iditra vosi-malaza
Singan-teny vositra ; malaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ireo omby vositra matavy sady makadiry izay atao fanomezana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10