Teny iditra vositra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] voafora [Rakotosaona 1972]
 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny an¥ gorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a steer, a bullock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay boeuf châtré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 154]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vositra ity (2): Ambositra, Tsiombivositra

2013/08/05