Teny iditra vosotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
¶ Famazivaziana, hanihany, haraby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a joke, a jest [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plaisanterie, raillerie [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vosobosotra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/08/05