Teny iditra votre
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Vitsika lehibe [1.78]
Voambolana 

Teny iditra votre
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo
Nao (raha teny entina hanaja olona iray) [1.4]
 -nao, -areo [1.9]

Teny iditra vôtre
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo [1.4]
 Ny anao, ny anareo [1.9]

Teny iditra vôtre
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay [1.4]
 Ny anao, ny anareo
Ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [1.9]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31